| 
 | 
|  | The Acts of the Apostles | Asa | Asa | Les Actes des Apôtres | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Asa 21.16 | There went with us also certain of the disciples of Caesarea>, and brought with them one Mnason of Cyprus>, an old disciple, with whom we should lodge. | Dia niaraka taminay koa ny mpianatra sasany avy tany Kaisaria, izay nitondra anay ho any amin' i Menasona, olona avy any Kyprosy sady mpianatra maintimolaly, izay nokasainay hitoerana. | Nisy mpianatra sasany avy any Sezarea niaraka taminay koa: nitondra mpianatra maintimolaly anankiray avy any Sipra izy ireo atao hoe Mnasòna: tao amin' io no nokasainay hitoerana. | Des disciples de Césarée> nous accompagnèrent et nous menèrent loger chez un certain Mnason, de Chypre>, disciple des premiers jours. |