| 
 | 
|  | Genesis | Fiandohana na Genesisy | Fiandohana na Jenezy | La Genèse | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Gen / Jen 10.6 | And the sons of Ham>; Cush, and Mizraim>, and Phut>, and Canaan>. | Ary ny zanakalahin' i Hama dia Kosy sy Mizraima sy Pota ary Kanana. | Zanak' i Kama: Kosy, Mesraima, Fota, ary Kanaana. | Fils de Cham> : Kush, Miçrayim>, Put>, Canaan>. | 
| Gen / Jen 10.7 | And the sons of Cush; Seba>, and Havilah>, and Sabtah>, and Raamah>, and Sabtechah>: and the sons of Raamah>; Sheba>, and Dedan>. | Ary ny zanakalahin' i Kosy dia Seba sy Havila sy Sabta sy Ragama ary Sabteka; ary ny zanakalahin' i Ragama dia Seba sy Dedana. | Zanak' i Kosy: Sabà, Hevilà, Sabatà, Regmà ary Sabatakà. Zanak' i Regma: Sabà sy Dadàna. | Fils de Kush : Séba>, Havila>, Sabta>, Rama>, Sabteka>. Fils de Rama> : Sheba>, Dedân>. | 
| Gen / Jen 10.8 | And Cush begat Nimrod>: he began to be a mighty one in the earth. | Ary Kosy niteraka an' i Nimroda; izy no voalohany izay tonga olona mahery tambonin' ny tany. | Kosy niteraka an' i Nemroda, izay voalohan' olona manam-pahefana tamin' ny tany. | Kush engendra Nemrod>, qui fut le premier potentat sur la terre. | 
| 
 | 
|  | 1st Book of Chronicles | 1 Tantara | Tantara I | 1er Livre des Chroniques | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 1.8 | The sons of Ham>; Cush, and Mizraim>, Put, and Canaan>. | Ny zanakalahin' i Hama dia Kosy sy Mizraima sy Pota ary Kanana. | Zanak' i Kama: Kosa, Mesraima, Fota, Kanaana. | Fils de Cham> : Kush, Miçrayim>, Put>, Canaan>. | 
| 1Tt / 1Tan 1.9 | And the sons of Cush; Seba>, and Havilah>, and Sabta>, and Raamah>, and Sabtecha>. And the sons of Raamah>; Sheba>, and Dedan>. | Ary ny zanakalahin' i Kosy dia Seba sy Havila sy Sabta sy Ragama ary Sabteka. Ary ny zanakalahin' i Ragama dia Seba sy Dedana. | Zanak' i Kosa: Sabà, Hevilà, Sabatà, Regmà ary Sabatakà. Zanak' i Regmà: Sabà sy Dadàna. | Fils de Kush : Séba>, Havila>, Sabta>, Rama>, Sabteka>. Fils de Rama> : Sheba>, Dedân>. | 
| 1Tt / 1Tan 1.10 | And Cush begat Nimrod>: he began to be mighty upon the earth. | Ary Kosy niteraka an' i Nimroda; izy no voalohany izay tonga olona mahery teo ambonin' ny tany. | Kosa niteraka an' i Nemroda; izy ity no nanomboka nanam-pahefana teto ambonin' ny tany. | Kush engendra Nemrod>, qui fut le premier potentat sur la terre. |