| 
 | 
|  | The Acts of the Apostles | Asa | Asa | Les Actes des Apôtres | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Asa 20.15 | And we sailed thence, and came the next day over against Chios; and the next day we arrived at Samos>, and tarried at Trogyllium>; and the next day we came to Miletus>. | Ary rehefa niondrana an-tsambo niala teo izahay, dia tonga tandrifin' i Kio nony ampitso; ary nony ampitso indray dia niantsona tao Samo; ka tonga tany Mileto izahay nony ampitson' iny. | Niondrana an-tsambo avy eo izahay, dia tonga tandrifin' i Kiao ny ampitso, ary nitody tao Samosy ny ampitson' izay, vao tonga tany Mileto ny ampitson' iny indray. | De là, nous repartîmes le lendemain et parvînmes devant Chio. Le jour suivant, nous touchions à Samos>, et, après nous être arrêtés à Trogyllion>, nous arrivions le jour d' après à Milet>. |