| 
 | 
|  | The Acts of the Apostles | Asa | Asa | Les Actes des Apôtres | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Asa 17.34 | Howbeit certain men clave unto him, and believed: among the which was Dionysius> the Areopagite>, and a woman named Damaris, and others with them. | Anefa ny olona sasany niray taminy ka nino; mba naman' izany Dionysio Areopagita sy ny vehivavy anankiray atao hoe Damary ary ny sasany koa. | Nisy olona vitsivitsy nino sy nikambana taminy ihany anefa; anisan' ireo Denis isan' ny Areopaza, sy vehivavy anankiray atao hoe Damarisy, ary ny sasany hafa koa. | Quelques hommes cependant s' attachèrent à lui et embrassèrent la foi. Denys> l' Aréopagite> fut du nombre. Il y eut aussi une femme nommée Damaris, et d' autres avec eux. |