| 
 | 
|  | 2nd Letter to Timothy | 2 Timoty | Timote II | 2ème Épître de Saint Paul à Timothée | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 2Tm 3.8 | Now as Jannes and Jambres> withstood Moses>, so do these also resist the truth: men of corrupt minds, reprobate concerning the faith. | Ary tahaka ny nanoheran' i Jana sy Jambra an' i Mosesy no anoheran' ireo koa ny fahamarinana, dia olona maloto saina sady tsy manam-pinoana marina. | Tahaka ny nanoheran' i Janesy sy Jambresy an' i Moizy no anoheran' ireo koa ny fahamarinana, dia olona ratsy fanahy sy melo-pinoana, | A l' exemple de Jannès et de Jambrès> qui se dressèrent contre Moïse>, ils se dressent, eux aussi, contre la vérité, hommes à l' esprit corrompu, sans garantie en matière de foi. |