| 
 | 
|  | Book of Job | Joba | Joba | Livre de Job | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Job / Jb 28.22 | Destruction and death say, We have heard the fame thereof with our ears. | Hoy Abadona sy Ifahafatesana: Ny sofinay ihany no nandrenesany ny filazana azy. | Hoy ny ambanin' ny tany sy ny fahafatesana: Filazana azy fotsiny no mba renay. | La Perdition et la Mort déclarent : " La rumeur de sa renommée est parvenue à nos oreilles. " | 
| 
 | 
|  | The Revelation | Apokalypsy | Fanambaràna | L'Apocalypse | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Apo / Ap 9.11 | And they had a king over them, which is the angel of the bottomless pit, whose name in the Hebrew> tongue is Abaddon, but in the Greek> tongue hath his name Apollyon. | Ary manana ny anjelin' ny lavaka tsy hita noanoa ho mpanjakany izy; ny anarany amin' ny teny Hebreo dia Abadona, fa amin' ny teny Grika kosa dia Apolyona no anarany. | Ny mpanjaka filohan' izy ireo, dia anjelin' ny lavaka tsy hita noanoa, izay atao hoe Abadona amin' ny teny hebrio, ary Apoliona amin' ny teny greka. | A leur tête, comme roi, elles ont l' Ange de l' Abîme ; il s' appelle en hébreu : " Abaddôn ", et en grec : " Apollyôn ". |