| 
 | 
|  | Book of Ezekiel | Ezekiela | Ezekiela | Livre d'Ezéchiel | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Eze / Ez 27.18 | Damascus> was thy merchant in the multitude of the wares of thy making, for the multitude of all riches; in the wine of Helbon, and white wool. | Damaskosy no mpandranto nankany aminao noho ny habetsahan' ny taozavatrao, dia ny haben' ny harenao rehetra, ka nitondra divay avy any Helbona sy volon' ondry fotsy izy. | Damasa nifampivarotra taminao,  ny amin' ny habetsahan' ny vokatrao,  sy ny habetsahan' ny fanananao,  izay notakalozany ny divain' i Helbona sy ny volonondrin' i Tsakara. | Damas> était ton client, grâce à l' abondance de tes produits, à l' abondance de toute sorte de biens; il te fournissait du vin de Helbôn et de la laine de Çahar>. |