| 
 | 
|  | 1st Book of Chronicles | 1 Tantara | Tantara I | 1er Livre des Chroniques | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 5.24 | And these were the heads of the house of their fathers, even Epher>, and Ishi>, and Eliel>, and Azriel, and Jeremiah>, and Hodaviah>, and Jahdiel>, mighty men of valour, famous men, and heads of the house of their fathers. | Ary izao no lohan' ny fianakaviany: Efera sy Jisy sy Eliala sy Azriela sy Jeremia sy Hodavia ary Jadiela; lehilahy mahery ireo ary malaza sady samy lohan' ny fianakaviany avy. | Ireto no lohany amin' ny fianakaviany: Efera, Jesì, Ezriela, Jeremià, Odoià, ary Jediela, lehilahy matanjaka sy mahery, lehilahy malaza, lohan' ny fokom-pianakaviany avy. | Voici les chefs de leurs familles : Épher>, Yishéï>, Éliel>, Azriel, Yirmeya>, Hodavya>, Yahdiel>. C'étaient des preux valeureux, des hommes renommés, chefs de leurs familles. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 27.19 | Of Zebulun>, Ishmaiah> the son of Obadiah>: of Naphtali>, Jerimoth> the son of Azriel: | tamin' ny Zebolona dia Jismala, zanakalahin' i Obadia; tamin' ny Naftaly dia Jerimota, zanakalahin' i Azriela; | amin' ny Zabolona, Jesmaiasa zanak' i Abdiasa; amin' ny Neftalì, Jerimota zanak' i Osriela; | Yishmayahu> fils d' Obadyahu> les Zabulonites>, Yerimot> fils d' Azriel les Nephtalites>, | 
| 
 | 
|  | Book of Jeremiah | Jeremia | Jeremia | Livre de Jérémie | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Jer / Jr 36.26 | But the king commanded Jerahmeel> the son of Hammelech>, and Seraiah> the son of Azriel, and Shelemiah> the son of Abdeel>, to take Baruch> the scribe and Jeremiah> the prophet: but the Lord> hid them. | Ary ny mpanjaka nandidy an' i Jeremela, zanak' andriana, sy Seraia, zanak' i Azriela, ary Selemia, zanak' i Abdela, hisambotra an' i Baroka mpanoratra sy Jeremia mpaminany; fa nafenin' i Jehovah izy roa lahy. | Rahefa izany dia nodidian' ny mpanjaka Jermiely zanak' andriana, sy Saraiasa zanak' i Ezriely, ary Selemiasa zanak' i Abdeely, hisambotra an' i Baròka mpanoratra, sy Jeremia mpaminany, nefa nafenin' ny Tompo izy ireo. | Et il ordonna à Yerahméel>, fils du roi, à Serayahu>, fils de Azriel, et à Shélémyahu>, fils de Abdéel>, de saisir Baruch>, le scribe, et Jérémie>, le prophète. Mais Yahvé> les avait cachés. |