| 
 | 
|  | Book of Jeremiah | Jeremia | Jeremia | Livre de Jérémie | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Jer / Jr 35.3 | Then I took Jaazaniah> the son of Jeremiah>, the son of Habaziniah, and his brethren, and all his sons, and the whole house of the Rechabites>; | Dia nalaiko Jazania, zanak' i Jeremia, zanak' i Habazinia, sy ny rahalahiny sy ny zanany rehetra mbamin' ny taranak' i Rekaba rehetra, | Koa dia nalaiko Jezoniasa, zanak' i Jeremia, zanak' i Habsaniasa, mbamin' ireo rahalahiny sy ireo zanany rehetra ary ny fianakavian' ny Rekabita rehetra; | Je pris donc Yaazanya>, fils de Yirmeyahu>, fils de Habaççinya, ainsi que ses frères et tous ses fils, tout le groupe des Rékabites>; |