| 
 | 
|  | Book of Isaiah | Isaia | Izaia | Livre d'Isaïe | 
| Isa / Iz 20.1 | In the year that Tartan> came unto Ashdod>, (when Sargon the king of Assyria> sent him,) and fought against Ashdod>, and took it; | Tamin' ny taona nankanesan' i Tartana tany Asdoda, raha nirahin' i Sargona, mpanjakan' i Asyria, izy ka namely an' i Asdoda ary nahafaka azy, | Tamin' ny taona nahatongavan' i Tartana nirahin' i Sargona mpanjakan' i Asiria tany Azota, sy nanaovany fahirano azy, sy nahafahany azy, | L' année où le général en chef envoyé par Sargon, roi d' Assur>, vint à Ashdod> pour l' attaquer et s' en emparer, |