| 
 | 
|  | 2nd Book of Kings | 2 Mpanjaka | Mpanjaka II | 2ème Livre des Rois | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 2Mp 19.37 | And it came to pass, as he was worshipping in the house of Nisroch his god, that Adrammelech> and Sharezer> his sons smote him with the sword: and they escaped into the land of Armenia>. And Esarhaddon> his son reigned in his stead. | Ary raha niankohoka tao an-tranon' i Nisroka andriamaniny izy, dia nasian' i Adrameleka sy Sarezera zananilahy ny sabatra izy; ary dia afaka nandositra nankany amin' ny tany Ararata izy mirahalahy. Ary Esara-hadona zananilahy no nanjaka nandimby azy. | Ary raha ilay niankohoka teo an-tranon' i Nesraoka andriamaniny iny izy, dia novonoin' i Adramelaka sy Sarasara zanany lahy tamin' ny sabatra, ka nandositra nankany amin' ny tany Ararata ireo. Dia Asaradona zanany no nanjaka nandimby azy. | Un jour qu' il était prosterné dans le temple de Nisrok, son dieu, ses fils Adrammélek> et Saréçer> le frappèrent avec l'épée et se sauvèrent au pays d' Ararat>. Asarhaddon>, son fils, devint roi à sa place. | 
| 
 | 
|  | Book of Isaiah | Isaia | Izaia | Livre d'Isaïe | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Isa / Iz 37.38 | And it came to pass, as he was worshipping in the house of Nisroch his god, that Adrammelech> and Sharezer> his sons smote him with the sword; and they escaped into the land of Armenia>: and Esarhaddon> his son reigned in his stead. | Ary raha niankohoka tao an-tranon' i Nisroka andriamaniny izy, dia nokapain' i Adrameleka sy Sarezera zananilahy ny sabatra izy; ary dia afaka nandositra ho any amin' ny tany Ararata izy mirahalahy; ary Esara-hadona zananilahy no nanjaka nandimby azy. | ka nitoetra tany Niniva. Fa raha ilay niankohoka tao an-tranon' i Nesroka, andriamaniny iny izy, dia nokapain' i Adrameleky sy Sarasara, zanany lahy, tamin' ny sabatra, ka nandositra tany amin' ny tanin' ny Ararata izy ireo, dia Asarhaddona, zanany lahy, no nanjaka nandimby azy. | Un jour qu' il était prosterné dans le temple de Nisrok, son dieu, ses fils Adrammélek> et Saréçer> le frappèrent de l'épée et se sauvèrent au pays d' Ararat>. Assarhaddon>, son fils, devint roi à sa place. |