| 
 | 
|  | 1st Samuel | 1 Samoela | Samoela I | 1er Livre de Samuel | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Sm / 1Sam 14.2 | And Saul> tarried in the uttermost part of Gibeah> under a pomegranate tree which is in Migron: and the people that were with him were about six hundred men; | Ary Saoly nitoetra tao an-tsisin' i Gibea teo ambanin' ny hazo ampongabendanitra any Migrona; ary ny vahoaka teo aminy dia tokony ho enin-jato lahy; | Saola nitoetra teo an-tsisin' i Gabaà, ambanin' ilay ampongabendanitra any Magrona, ary sahabo ho enin-jato lahy ny vahoaka teo aminy. | Saül> était assis à la limite de Géba>, sous le grenadier qui est près de l' aire, et la troupe qui était avec lui était d' environ six cents hommes. | 
| 
 | 
|  | Book of Isaiah | Isaia | Izaia | Livre d'Isaïe | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Isa / Iz 10.28 | He is come to Aiath>, he is passed to Migron; at Michmash> he hath laid up his carriages: | Injao! tonga any Aiata izy, mamaky an' i Migrona izy ary mametraka ny entany ao Mikmasy, | Iny izy tonga ao Ajata, efa mamaky an' i Magrona,  mametraka ny entany ao Makmasy. | Il est arrivé sur Ayyat>, il a passé à Migrôn, à Mikmas> il a laissé ses bagages. |