| 
 | 
|  | Book of Esther | Estera | Estera | Livre d'Esther | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Est 2.16 | So Esther> was taken unto king Ahasuerus> into his house royal in the tenth month, which is the month Tebeth, in the seventh year of his reign. | Dia nentina ho ao amin' i Ahasoerosy mpanjaka Estera, ho ao an-tranon' ny fanjakana, tamin' ny volana fahafolo (volana Tebeta izany) tamin' ny taona fahafito nanjakany. | Tamin' ny volana fahafolo, izay volana Tebeta, taona fahafito nanjakan' i Asoerosa mpanjaka, no nentina ho ao aminy ao an-tranom-panjaka Estera. | Elle fut conduite au roi Assuérus>, au palais royal, le dixième mois, qui est Tébèt, en la septième année de son règne, |