| 
 | 
|  | Book of Esther | Estera | Estera | Livre d'Esther | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Est 1.14 | And the next unto him was Carshena>, Shethar>, Admatha>, Tarshish>, Meres>, Marsena, and Memucan>, the seven princes of Persia> and Media>, which saw the king' s face, and which sat the first in the kingdom;) | ary ny teo akaikiny dia Rarsena, Setara, Admata, Tarsisy, Maresa, Marsena, Memokana, mpanapaka fito tamin' i Persia sy Media, izay nahita ny tarehin' ny mpanjaka ka nipetraka tamin' ny fitoerana aloha teo amin' ny fanjakana): | Ary ny nanakaiky azy indrindra, dia izy fito lahy, andriandahin' i Persa sy Media, Karsena, Setara, Admatà, Tarsisa, Maresa, Marsanà ary Mamokàna, izay nahita ny tavan' ny mpanjaka, sy nitana ny laharana voalohany teo amin' ny fanjakana. | Il fit venir près de lui Karshena>, Shétar>, Admata>, Tarshish>, Mérès>, Marsena et Memukân>, sept grands officiers perses et mèdes admis à voir la face du roi et siégeant aux premières places du royaume. |