| 
 | 
|  | Book of Nehemiah | Nehemia | Nehemia | Livre de Néhémie | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Neh / Ne 7.7 | Who came with Zerubbabel>, Jeshua>, Nehemiah>, Azariah>, Raamiah>, Nahamani>, Mordecai>, Bilshan>, Mispereth, Bigvai>, Nehum>, Baanah>. The number, I say, of the men of the people of Israel> was this; | dia ny olona izay niaraka tamin' i Zerobabela sy Jesoa sy Nehemia sy Azaria sy Ramia sy Nahanany sy Mordekay sy Bilsana sy Mispereta sy Bigvay sy Nehoma ary Bana: Ary ny isan' ny lehilahy tamin' ny Isiraely dia izao: | dia ireo niara-niverina tamin' i Zorobabela, Josoe, Nehemia, Azariasa, Raamiasa, Nahamanì, Mardokea, Belsana, Mesfarata, Begoai, Nahoma, Baana.  Izao no isan' ny lehilahy tamin' ny vahoakan' Israely: | Ils arrivèrent avec Zorobabel>, Josué>, Néhémie>, Azarya>, Raamya>, Nahamani>, Mordokaï>, Bilshân>, Mispérèt, Bigvaï>, Nehum>, Baana>. Nombre des hommes du peuple d' Israël> |