| 
 | 
|  | Book of Nehemiah | Nehemia | Nehemia | Livre de Néhémie | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Neh / Ne 7.61 | And these were they which went up also from Telmelah>, Telharesha>, Cherub>, Addon, and Immer>: but they could not shew their father' s house, nor their seed, whether they were of Israel>. | Ary izao no niakatra avy tany Tela-mela sy Tela-harsa sy Kerofa sy Adona ary Imera (fa tsy nahalaza ny fianakaviany sy ny firazanany, na avy tamin' ny Isiraely na tsia, izy): | Izao no nandeha niala tany Tel-Melà, Tel-Harsà, Keroba, Adaona, ary Emera, izay tsy nahalaza ny fianakavian-drainy amam-pirazanany, hanamarina ny maha-Israely azy: | Les gens suivants, qui venaient de Tel-Mélah>, Tel-Harsha>, Kerub>, Addôn et Immer>, ne purent faire connaître si leur famille et leur race étaient d' origine israélite |