| 
 | 
|  | 1st Book of Chronicles | 1 Tantara | Tantara I | 1er Livre des Chroniques | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 7.8 | And the sons of Becher>; Zemira, and Joash>, and Eliezer>, and Elioenai>, and Omri>, and Jerimoth>, and Abiah>, and Anathoth>, and Alameth>. All these are the sons of Becher>. | Ary ny zanakalahin' i Bakera dia Zemira sy Joasy sy Eliezera sy Elioenay sy Omry sy Jerimota sy Abia sy Anatota ary Alameta. Ireo rehetra ireo no zanakalahin' i Bakera. | Zanakalahin' i Bekora: Zamirà, Joasa, Eliezera, Elionaia, Amria, Jerimota, Abià, Anatota, ary Almata. Zanakalahin' i Bekora avokoa izy rehetra ireo, | Fils de Béker> : Zemira, Yoash>, Éliézer>, Élyoénaï>, Omri>, Yerémot>, Abiyya>, Anatot>, Alémèt>, tous ceux-là étaient les fils de Béker>; |