| 
 | 
|  | 1st Book of Chronicles | 1 Tantara | Tantara I | 1er Livre des Chroniques | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 27.29 | And over the herds that fed in Sharon> was Shitrai the Sharonite>: and over the herds that were in the valleys was Shaphat> the son of Adlai>: | ary ny tonian' ny omby nandrasana tany Sarôna dia Sitray Sarônita; ary ny tonian' ny omby tany an-dohasaha dia Safata, zanak' i Adlay; | Setraì avy any Sarona no amin' ny omby andrasana any Sarona; Safatà zanak' i Adlì no amin' ny omby eny an-dohasaha; | Responsable du gros bétail pâturant en Sarôn> : Shitraï, de Sarôn>. Responsable du gros bétail dans les vallées : Shaphat>, fils de Adlaï>. |