| 
 | 
|  | 2nd Book of Kings | 2 Mpanjaka | Mpanjaka II | 2ème Livre des Rois | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 2Mp 22.14 | So Hilkiah> the priest, and Ahikam>, and Achbor>, and Shaphan>, and Asahiah>, went unto Huldah> the prophetess, the wife of Shallum> the son of Tikvah>, the son of Harhas, keeper of the wardrobe; (now she dwelt in Jerusalem> in the college;) and they communed with her. | Dia nandeha Hilkia mpisorona sy Ahikama sy Akbora sy Safana ary Asaia ka nankany amin' i Holda mpaminanivavy, vadin' i Saloma, zanak' i Tikva, zanak' i Harasa, mpitahiry ny fitafiana (fa nitoetra tao amin' ny tanàna ambany tany Jerosalema ravehivavy); dia niresaka taminy izy ireo. | Dia nandeha Helkiasa mpisorona, Ahikama, Akobora, Safàna, ary Asaiasa nankany amin' i Holda mpaminany vavy vadin' i Seloma, zanak' i Tekoa, zanak' i Araasa mpitahiry ny fitafiana; tao Jerosalema amin' ny faritry ny tanàna faharoa izy no mipetraka. Nony efa niteny taminy izy ireo, | Le prêtre Hilqiyyahu>, Ahiqam>, Akbor>, Shaphân> et Asaya> se rendirent auprès de la prophétesse Hulda>, femme de Shallum> fils de Tiqva> fils de Harhas, le gardien des vêtements; elle habitait à Jérusalem> dans la ville neuve. Ils lui exposèrent la chose |