| 
 | 
|  | 2nd Book of Kings | 2 Mpanjaka | Mpanjaka II | 2ème Livre des Rois | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 2Mp 17.3 | Against him came up Shalmaneser king of Assyria>; and Hoshea> became his servant, and gave him presents. | Niakatra hanafika azy Salmanesera, mpanjakan' i Asyria, ka dia tonga mpanompony nandoa hetra ho azy Hosea. | Niakaran' i Salmanasara mpanjakan' i Asiria notafihina Osea, ka tonga mpanompon' io nandoa hetra ho azy izy. | Salmanasar, roi d' Assyrie>, monta contre Osée>, qui se soumit à lui et lui paya tribut. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 2Mp 18.9 | And it came to pass in the fourth year of king Hezekiah>, which was the seventh year of Hoshea> son of Elah> king of Israel>, that Shalmaneser king of Assyria> came up against Samaria>, and besieged it. | Ary tamin' ny taona fahefatra nanjakan' i Hezekia mpanjaka (dia ny taona fahafito nanjakan' i Hosea, zanak' i Elaha, mpanjakan' ny Isiraely, izany) no niakaran' i Salmanesera mpanjakan' i Asyria, hamely an' i Samaria sy nanaovany fahirano azy. | Tamin' ny taona fahefatra nanjakan' i Ezekiasa mpanjaka, izay taona fahafito nanjakan' i Osea, zanak' i Elà, mpanjakan' Israely, no niakaran' i Salmanasara mpanjakan' i Asiria hamely an' i Samaria sy nanaovany fahirano azy. | En la quatrième année d' Ezéchias>, qui était la septième année d' Osée> fils d' Ela>, roi d' Israël>, Salmanasar, roi d' Assyrie>, attaqua Samarie> et y mit le siège. |