| 
 | 
|  | 2nd Book of Kings | 2 Mpanjaka | Mpanjaka II | 2ème Livre des Rois | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 2Mp 23.36 | Jehoiakim> was twenty and five years old when he began to reign; and he reigned eleven years in Jerusalem>. And his mother' s name was Zebudah>, the daughter of Pedaiah> of Rumah. | Dimy amby roa-polo taona Joiakima, fony izy vao nanjaka, ary nanjaka iraika ambin' ny folo taona tany Jerosalema izy. Ary ny anaran-dreniny dia Zebida, zanakavavin' i Pedaia, avy any Romaha. | Dimy amby roapolo taona Joakima fony vao nanjaka, ary nanjaka iraika ambin' ny folo taona tao Jerosalema izy. Ny anaran-dreniny dia Zebidà zanak' i Fadaiasa avy any Rimà. | Joiaqim> avait 25 ans à son avènement et il régna onze ans à Jérusalem>; sa mère s' appelait Zebida>, fille de Pedaya>, et était de Ruma. |