| 
 | 
|  | 2nd Book of Kings | 2 Mpanjaka | Mpanjaka II | 2ème Livre des Rois | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 2Mp 24.8 | Jehoiachin> was eighteen years old when he began to reign, and he reigned in Jerusalem> three months. And his mother' s name was Nehushta, the daughter of Elnathan> of Jerusalem>. | Valo ambin' ny folo taona Joiakina, fony izy vao nanjaka, ary telo volana no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Nehosta, zanakavavin' i Elnatana, avy any Jerosalema. | Valo ambin' ny folo taona Joasina fony vao nanjaka, ary telo volana no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Nohesta zanak' i Elnatana avy ao Jerosalema. | Joiakîn> avait dix-huit ans à son avènement et il régna trois mois à Jérusalem>; sa mère s' appelait Nehushta, fille d' Elnatân>, et était de Jérusalem>. |