| 
 | 
|  | 2nd Book of Kings | 2 Mpanjaka | Mpanjaka II | 2ème Livre des Rois | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 2Mp 14.2 | He was twenty and five years old when he began to reign, and reigned twenty and nine years in Jerusalem>. And his mother' s name was Jehoaddan of Jerusalem>. | Dimy amby roa-polo taona izy, fony vao nanjaka, ary sivy amby roa-polo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Joadana, avy any Jerosalema. | Efa dimy amby roapolo taona izy fony vao nanjaka ary sivy amby roapolo taona no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Joadana avy any Jerosalema. | Il avait 25 ans à son avènement et régna 29 ans à Jérusalem>; sa mère s' appelait Yehoaddân et était de Jérusalem>. | 
| 
 | 
|  | 2nd Book of Chronicles | 2 Tantara | Tantara II | 2ème Livre des Chroniques | 
| 2Tt / 2Tan 25.1 | Amaziah> was twenty and five years old when he began to reign, and he reigned twenty and nine years in Jerusalem>. And his mother' s name was Jehoaddan of Jerusalem>. | Dimy amby roa-polo taona Amazia, fony izy vao nanjaka, ary sivy amby roa-polo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Joadana, avy any Jerosalema. | Dimy amby roapolo taona Amasiasa, fony vao nanjaka, ary sivy taona no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Joadana avy ao Jerosalema. | Amasias> devint roi à l'âge de vingt-cinq ans et régna vingt-neuf ans à Jérusalem>. Sa mère s' appelait Yehoaddân, et était de Jérusalem>. |