| 
 | 
|  | 2nd Book of Kings | 2 Mpanjaka | Mpanjaka II | 2ème Livre des Rois | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 2Mp 15.2 | Sixteen years old was he when he began to reign, and he reigned two and fifty years in Jerusalem>. And his mother' s name was Jecholiah of Jerusalem>. | Enina ambin' ny folo taona izy, fony vao nanjaka, ary roa amby dimam-polo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Jekolia, avy any Jerosalema. | Vao enina ambin' ny folo taona izy, dia tonga mpanjaka, ary roa amby dimampolo taona no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Jekelia, avy ao Jerosalema. | Il avait seize ans à son avènement et régna 52 ans à Jérusalem>; sa mère s' appelait Yekolyahu et était de Jérusalem>. | 
| 
 | 
|  | 2nd Book of Chronicles | 2 Tantara | Tantara II | 2ème Livre des Chroniques | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 2Tt / 2Tan 26.3 | Sixteen years old was Uzziah> when he began to reign, and he reigned fifty and two years in Jerusalem>. His mother' s name also was Jecoliah> of Jerusalem>. | Enina ambin' ny folo taona Ozia, fony izy vao nanjaka, ary roa amby dimam-polo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Jekolia, avy any Jerosalema. | Enina ambin' ny folo taona Oziasa fony vao nanjaka, ary roa amby dimampolo taona no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Jekelià, avy ao Jerosalema. | Ozias> avait seize ans à son avènement et il régna cinquante-deux ans à Jérusalem>; sa mère s' appelait Yekolyahu et était de Jérusalem>. |