| 
 | 
|  | 2nd Book of Kings | 2 Mpanjaka | Mpanjaka II | 2ème Livre des Rois | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 2Mp 23.31 | Jehoahaz> was twenty and three years old when he began to reign; and he reigned three months in Jerusalem>. And his mother' s name was Hamutal, the daughter of Jeremiah> of Libnah>. | Telo amby roa-polo taona Joahaza fony izy vao nanjaka, ary telo volana no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Hamotala, zanakavavin' i Jeremia, avy any Libna. | Telo amby roapolo taona Joakaza fony vao nanjaka, ary telo volana no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Amitala zanak' i Jeremia avy any Lobnà. | Joachaz> avait 23 ans à son avènement et il régna trois mois à Jérusalem>; sa mère s' appelait Hamital, fille de Yirmeyahu>, et était de Libna>. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 2Mp 24.18 | Zedekiah> was twenty and one years old when he began to reign, and he reigned eleven years in Jerusalem>. And his mother' s name was Hamutal, the daughter of Jeremiah> of Libnah>. | Iraika amby roa-polo taona Zedekia, fony izy vao nanjaka, ary iraika ambin' ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Hamotala, zanakavavin' i Jeremia, avy any Libna. | Iraika amby roapolo taona Sedesiasa fony vao nanjaka, ary nanjaka iraika ambin' ny folo taona tao Jerosalema izy. Ny anaran-dreniny dia Amitala zanak' i Jeremia avy ao Lobnà. | Sédécias> avait vingt ans à son avènement et il régna onze ans à Jérusalem>; sa mère s' appelait Hamital, fille de Yirmeyahu>, et était de Libna>. | 
| 
 | 
|  | Book of Jeremiah | Jeremia | Jeremia | Livre de Jérémie | 
| Jer / Jr 52.1 | Zedekiah> was one and twenty years old when he began to reign, and he reigned eleven years in Jerusalem>. And his mother' s name was Hamutal the daughter of Jeremiah> of Libnah>. | Iraika amby roa-polo taona Zedekia, fony izy vao nanjaka, ary iraika ambin' ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema; ary ny anaran-dreniny dia Hamotala, zanakavavin' i Jeremia avy any Libna. | Iraika amby roapolo taona Sedesiasa, fony izy tonga mpanjaka; ary iraika ambinin' ny folo taona izy, no nanjaka tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Amitala, zanakavavin' i Jeremia, avy ao Lobna. | Sédécias> avait 21 ans à son avènement et il régna onze ans à Jérusalem>. Sa mère s' appelait Hamital, fille de Yirmeyahu>, et était de Libna>. |