| 
 | 
|  | 2nd Book of Kings | 2 Mpanjaka | Mpanjaka II | 2ème Livre des Rois | 
| 2Mp 22.1 | Josiah> was eight years old when he began to reign, and he reigned thirty and one years in Jerusalem>. And his mother' s name was Jedidah, the daughter of Adaiah> of Boscath>. | Valo taona Josia, fony vao nanjaka, ary iraika amby telo-polo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Jedida, zanakavavin' i Adaia, avy any Bozkata. | Valo taona Josiasa fony tonga mpanjaka, ary iraika amby telopolo taona no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Idida zanak' i Hadaia avy any Besekata. | Josias> avait huit ans à son avènement et il régna 31 ans à Jérusalem>; sa mère s' appelait Yedida, fille de Adaya>, et était de Boçqat>. |