| 
 | 
|  | 1st Book of Kings | 1 Mpanjaka | Mpanjaka I | 1er Livre des Rois | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Mp 11.23 | And God> stirred him up another adversary, Rezon the son of Eliadah>, which fled from his lord Hadadezer> king of Zobah>: | Ary Andriamanitra nanangana fahavalo koa hanohitra an' i Solomona, dia Rezona, zanak' i Eliada, izay efa nandositra an' i Hadadezera tompony, mpanjakan' i Zoba. | Nananganan' Andriamanitra fahavalo hafa koa Salomona, dia Razona, zanak' i Eliada, izay nandositra niala tao amin' i Adarezera tompony, mpanjakan' i Soba. | A Salomon> Dieu> suscita aussi comme adversaire Rezôn, fils d'Élyada>. Il avait fui de chez son maître Hadadézer>, roi de Çoba> ; |