| 
 | 
|  | 1st Book of Kings | 1 Mpanjaka | Mpanjaka I | 1er Livre des Rois | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Mp 1.8 | But Zadok> the priest, and Benaiah> the son of Jehoiada>, and Nathan> the prophet, and Shimei>, and Rei, and the mighty men which belonged to David>, were not with Adonijah>. | Fa Zadoka mpisorona sy Benaia, zanak' i Joiada, sy Natana mpaminany sy Simey sy Rey ary ny lehilahy mahery izay an' i Davida kosa tsy mba niandany tamin' i Adonia. | Tsy mba nety nikambana tamin' i Adoniasa kosa Sadaoka mpisorona, Banaiasa zanak' i Joiadasa, Natàna mpaminany, Semeia, Reia, mbamin' ny lehilahy maherin' i Davida. | mais ni le prêtre Sadoq>, ni Benayahu> fils de Yehoyada>, ni le prophète Natân>, ni Shiméï> et Reï, ni les preux de David>, n'étaient avec Adonias>. |