| 
 | 
|  | 1st Book of Kings | 1 Mpanjaka | Mpanjaka I | 1er Livre des Rois | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Mp 11.20 | And the sister of Tahpenes> bare him Genubath his son, whom Tahpenes> weaned in Pharaoh>' s house: and Genubath was in Pharaoh>' s household among the sons of Pharaoh>. | Ary ny rahavavin' i Tapanesa niteraka zazalahy tamin' i Hadada, dia Genobata, izay notazan' i Tapanesa tao an-tranon' i Farao; ary Genobata niara-nitoetra tamin' ny zanakalahin' i Farao tao an-dapa. | Nitera-dahy taminy ny rahavavin' i Tafnesa, dia Genobata, izay notazain' i Tafnesa tao an-tranon' i Faraona, dia nipetraka tao an-tranon' i Faraona Genobata teo afovoan' ny zanak' i Faraona. | La soeur de Tahpnès> lui enfanta son fils Genubat, que Tahpnès> éleva dans le palais de Pharaon>, et Genubat vécut dans le palais de Pharaon>, parmi les enfants de Pharaon>. |