| 
 | 
|  | 2nd Samuel | 2 Samoela | Samoela II | 2ème Livre de Samuel | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 2Sm / 2Sam 23.11 | And after him was Shammah> the son of Agee> the Hararite. And the Philistines> were gathered together into a troop, where was a piece of ground full of lentiles: and the people fled from the Philistines>. | Ary ny manarakaraka azy dia Sama, zanak' i Age Hararita. Ary nony nivory ho iray toko teo amin' ny tany nisy voanemba maniry ny Filistina, ary ny olona nandositra azy, | Manarakaraka io, dia Semà, zanak' i Age, Hararita. Tafakambana ho antokony iray ny Filistina; nisy toerana anankiray, feno voanemba maniry teo, ary vaky nandositra teo anoloan' ny Filistina ny vahoaka. | Après lui Shamma> fils d'Éla>, le Hararite. Les Philistins> étaient rassemblés à Léhi>. Il y avait là un champ tout en lentilles; l' armée prit la fuite devant les Philistins>, | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 2Sm / 2Sam 23.33 | Shammah> the Hararite, Ahiam> the son of Sharar> the Hararite, | Sama Hararita, Ahiama, zanak' i Sarara Hararita, | Semà, Haratita; Ahiama, zanak' i Sarara, Haratita; | fils de Shamma>, de Harar>. Ahiam> fils de Sharar>, de Harar>. | 
| 
 | 
|  | 1st Book of Chronicles | 1 Tantara | Tantara I | 1er Livre des Chroniques | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 11.34 | The sons of Hashem> the Gizonite>, Jonathan> the son of Shage> the Hararite, | sy ny zanak' i Hasema Gizonita sy Jonatana, zanak' i Sage Hararita, | Ahiama zanak' i Sakara avy any Arara; | Bené-Hashem> de Gizôn>, Yonatân> fils de Shagé>, de Harar>, | 
| 1Tt / 1Tan 11.35 | Ahiam> the son of Sacar> the Hararite, Eliphal> the son of Ur>, | sy Ahiama, zanak' i Sakara Hararita, sy Elifala, zanak' i Ora, | Elifala zanak' i Ora, | Ahiam> fils de Sakar>, de Harar>, Éliphélèt> fils d' Ur>, |