| 
 | 
|  | Joshua | Josoa | Josoe | Livre de Josué | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Jos 15.36 | And Sharaim, and Adithaim>, and Gederah>, and Gederothaim>; fourteen cities with their villages: | sy Saraima sy Aditaima sy Gadera sy Gederotaima: tanàna efatra ambin' ny folo sy ny zana-bohiny; | Saraima, Aditaïma, Gedrà ary Gederotaima: tanàna efatra ambin' ny folo ary ny zanabohiny. | Shaarayim, Aditayim>, Ha-Gedéra> et Gedérotaïm> : quatorze villes avec leurs villages. | 
| 
 | 
|  | 1st Samuel | 1 Samoela | Samoela I | 1er Livre de Samuel | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Sm / 1Sam 17.52 | And the men of Israel> and of Judah> arose, and shouted, and pursued the Philistines>, until thou come to the valley, and to the gates of Ekron>. And the wounded of the Philistines> fell down by the way to Shaaraim, even unto Gath>, and unto Ekron>. | Ary ny lehilahy amin' ny Isiraely sy ny Joda dia nitsangana ka nanakora sy nanenjika ny Filistina hatrany akaikin' i Gata sy ny vavahadin' i Ekrona; ary izay voa tamin' ny Filistina dia niampatrampatra teny amin' ny lalana mankany Saraima ary hatrany Gata ka hatrany Ekrona. | Nony hitan' ny Filistina fa maty ilay olo-maheriny, dia vaky nandositra izy ireo. Ary nitsangana ny lehilahy amin' Israely sy Jodà sady nanakora ary nanenjika ny Filistina hatrany amin' ny fidirana ao Geta, sy hatrany am-bavahadin' i Akarona. Niampatrampatra teny an-dàlana ny fatin' ny Filistina hatrany Saraima ka hatrany Geta sy Akarona. | Les hommes d' Israël> et de Juda> se mirent en mouvement, poussèrent le cri de guerre et poursuivirent les Philistins> jusqu' aux approches de Gat> et jusqu' aux portes d'Éqrôn>. Des morts philistins jonchèrent le chemin depuis Shaarayim jusqu'à Gat> et Éqrôn>. | 
| 
 | 
|  | 1st Book of Chronicles | 1 Tantara | Tantara I | 1er Livre des Chroniques | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 4.31 | And at Bethmarcaboth>, and Hazarsusim>, and at Bethbirei>, and at Shaaraim. These were their cities unto the reign of David>. | sy Beti-markabota sy Hazora-sosima sy Beti-biry ary Saraima. Ireo no tanàna nonenany mandra-panjakan' i Davida. Ireo no tanàna nonenany mandra-panjakan' i Davida. | tao Beta-Markabota, tao Hasar-Sosima, tao Beta-Beraì ary tao Saarima: ireo no tanànany aman-jana-bohiny, hatramin' ny andro nanjakan' i Davida. | Bet-Markabot>, Haçar-Susim>, Bet-Biréï>, Shaarayim. Telles furent leurs villes jusqu' au règne de David>. |