| 
 | 
|  | Ruth | Rota | Rota | Livre de Ruth | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Rot Rt 1.4 | And they took them wives of the women of Moab>; the name of the one was Orpah, and the name of the other Ruth>: and they dwelled there about ten years. | Ary naka vady tamin' ny vehivavy Moabita izy roa lahy: Orpa no anaran' ny anankiray, ary Rota no anaran' ny anankiray; dia nitoetra tany Moaba tokony ho folo taona izy. | Naka vady tamin' ny vehivavy Moabita izy ireo, ny iray natao hoe Orfà, ary ny iray natao hoe Rota, dia nipetraka teo sahabo ho folo taona izy ireo. | Ils prirent pour femmes des Moabites>, l' une se nommait Orpa et l' autre Ruth>. Ils demeurèrent là une dizaine d' années. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Rot Rt 1.14 | And they lifted up their voice, and wept again: and Orpah kissed her mother in law; but Ruth> clave unto her. | Dia samy nanandratra ny feony indray izy roa vavy ka nitomany; ary Orpa dia nanoroka ny rafozani-vavy, fa Rota kosa nifikitra taminy ihany. | Dia nanandratra ny feony izy ireo, ka nitomany indray. Ary Orpà nanoroka ny rafozany, fa Rota kosa tsy nahasaraka taminy mihitsy. | Elles recommencèrent à crier et à pleurer, puis Orpa embrassa sa belle-mère et retourna vers son peuple, mais Ruth> lui resta attachée. |