| 
 | 
|  | Numbers | Fanisana na Nomery | Fanisana | Les Nombres | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Nom / Fan 13.22 | And they ascended by the south, and came unto Hebron>; where Ahiman>, Sheshai, and Talmai>, the children of Anak>, were. (Now Hebron> was built seven years before Zoan> in Egypt>.) | Dia niakatra tao amin' ny tany atsimo izy ka nankany Hebrona; ary teo Ahimana sy Sesay ary Talmay, teraky ny Anakita. (Ary Hebrona dia voaorina fito taona talohan' i Zoana any Egypta.) | Niakatra an' i Negeba izy ireo, ka nandroso hatrany Hebrona, izay nisy an' i Akimàna sy Sizaia ary Tolmaia, taranak' i Enàka. Hebrona dia naorina fito taona talohan' i Tanisa any Ejipta. | Ils montèrent par le Négeb> et parvinrent à Hébron>, où se trouvaient Ahimân>, Sheshaï et Talmaï>, les Anaqim>. Hébron> avait été fondée sept ans avant Tanis> d'Égypte>. | 
| 
 | 
|  | Joshua | Josoa | Josoe | Livre de Josué | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Jos 15.14 | And Caleb> drove thence the three sons of Anak>, Sheshai, and Ahiman>, and Talmai>, the children of Anak>. | Dia noroahin' i Kaleba niala tao izy telo lahy, taranaky ny Anakita, dia Sesay sy Ahimana ary Talmay. | Noroahin' i Kaleba hiala tao izy telo lahy, zanak' i Enaka, dia Sesaia, Ahimàna ary Tolmaia taranak' i Enaka. | Caleb> en déposséda les trois fils d' Anaq> : Shéshaï, Ahimân> et Talmaï>, descendants d' Anaq>. | 
| 
 | 
|  | Judges | Mpitsara | Mpitsara | Livre des Juges | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Mts / Mpits 1.10 | And Judah> went against the Canaanites> that dwelt in Hebron>: (now the name of Hebron> before was Kirjatharba>:) and they slew Sheshai, and Ahiman>, and Talmai>. | Dia nandeha Joda hiady amin' ny Kananita, izay nonina tany Hebrona (Kiriat-arba no anaran' i Hebrona taloha), ka namono an' i Sesay sy Ahimana ary Talmay. | Dia nandroso Jodà namely ny Kananeana nonina tany Hebrona, izay nantsoina fahiny hoe Kariata-Arbe, ary nandresy an' i Sesaia sy Ahimana ary Tolmaia. | Puis Juda> marcha contre les Cananéens> qui habitaient Hébron> - le nom d' Hébron> était autrefois Qiryat-Arba> - et il battit Shéshaï, Ahimân> et Talmaï>. |