| 
 | 
|  | Joshua | Josoa | Josoe | Livre de Josué | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Jos 9.17 | And the children of Israel> journeyed, and came unto their cities on the third day. Now their cities were Gibeon>, and Chephirah, and Beeroth>, and Kirjathjearim>. | Dia niainga ny Zanak' Isiraely ka tonga tany an-tanànan' ireo tamin' ny andro fahatelo. Ary Gibeona sy Kefira sy Berota ary Kiriata-jearima no tanànany. | Koa niainga ny zanak' Israely dia tonga tany an-tanànan' izy ireo nony afaka hateloana; ny tanànany dia Gabaona, Kefira, Berota ary Kariatiarima. | Les Israélites> partirent du camp et arrivèrent dans leurs villes, le troisième jour. Leurs villes étaient Gabaôn>, Kephira, Béérot> et Qiryat-Yéarim>. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Jos 18.26 | And Mizpeh>, and Chephirah, and Mozah>, | sy Mizpa sy Kefira sy Moza | Mesfe, Kafarà, Amosa, | Miçpé>, Kephira, Moça>, | 
| 
 | 
|  | Book of Ezra | Ezra | Esdrasa | Livre d'Esdras | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Ezr / Esd 2.25 | The children of Kirjatharim>, Chephirah, and Beeroth>, seven hundred and forty and three. | ny zanak' i Kiriat-arima sy Kefira ary Berota dia telo amby efa-polo amby fiton-jato; | telo amby efapolo sy fiton-jato ny zanak' i Kariatiarima sy Kefirà ary Berota; | les fils de Qiryat-Yéarim>, Kephira et Béérot> : 743; | 
| 
 | 
|  | Book of Nehemiah | Nehemia | Nehemia | Livre de Néhémie | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Neh / Ne 7.29 | The men of Kirjathjearim>, Chephirah, and Beeroth>, seven hundred forty and three. | ny mponina tany Kiriata-jearima sy Kefira ary Berota dia telo amby efa-polo amby fiton-jato; | telo amby efapolo sy fiton-jato ny mponina tao Kariatiarima sy Kefirà ary Berota; | les hommes de Qiryat-Yéarim>, Kephira et Béérot> : 743; |