| 
 | 
|  | Genesis | Fiandohana na Genesisy | Fiandohana na Jenezy | La Genèse | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Gen / Jen 10.14 | And Pathrusim>, and Casluhim>, (out of whom came Philistim>,) and Caphtorim. | sy ny Patrosita sy ny Kaslohita izay nihavian' ny Filistina ary ny Kaftorita. | ny Fetrosima, ny Kasloima, izay ihavian' ny Filistina ary ny Faftorima. | de Patros>, de Kasluh> et de Kaphtor>, d' où sont sortis les Philistins>. | 
| 
 | 
|  | Deuteronomy | Fifanekena na Detoronomia | Fifanekena na Detoronomy | Le Deutéronome | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Deo / Dt 2.23 | And the Avims> which dwelt in Hazerim>, even unto Azzah>, the Caphtorims, which came forth out of Caphtor>, destroyed them, and dwelt in their stead.) | ary ny amin' ny Avita, izay nonina am-bohitra hatrany Gaza, dia naringan' ny Kaftorita, izay avy tany Kaftora, izy; ary ireo no nonina nisolo azy). | Ny Heveana izay nonina tamin' ny vohitra hatrany Gaza koa, dia naringan' ny Kaftorima, izay nivoaka avy tany Kaftora sy nonina nisolo ireny. | Ainsi encore des Avvites>, qui habitaient des camps jusqu'à Gaza> : les Kaphtorim, venus de Kaphtor>, les exterminèrent et s'établirent> à leur place. | 
| 
 | 
|  | 1st Book of Chronicles | 1 Tantara | Tantara I | 1er Livre des Chroniques | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 1.12 | And Pathrusim>, and Casluhim>, (of whom came the Philistines>,) and Caphthorim>. | sy ny Patrosita sy ny Kaslohita (izay nihavian' ny Filistina) ary ny Kaftorita. | ny Fetrosima, ny Kaslohi,a izay nihavian' ny Filistina, sy ny Kaftorima. | de Patros>, de Kasluh> et de Kaphtor> d' où sont sortis les Philistins>. |