| 
 | 
|  | Genesis | Fiandohana na Genesisy | Fiandohana na Jenezy | La Genèse | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Gen / Jen 46.9 | And the sons of Reuben>; Hanoch>, and Phallu>, and Hezron>, and Carmi>. | Robena, lahimatoan' i Jakoba. Ary ny zanakalahin-dRobena dia Hanoka sy Palo sy Hezrona ary Karmy | Robena, lahimatoan' i Jakoba. Zana-dRobena: Henoka, Falo, Hersona ary Karmì. | et les fils de Ruben> : Hénok>, Pallu, Heçrôn>, Karmi>. | 
| 
 | 
|  | Exodus | Fanafahana na Eksodosy | Fanafahana na Eksaody | L'Exode | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Eks 6.14 | These be the heads of their fathers' houses: The sons of Reuben> the firstborn of Israel>; Hanoch>, and Pallu, Hezron>, and Carmi>: these be the families of Reuben>. | Izao no lohan' ny fianakaviany: Ny zanakalahin-dRobena, lahimatoan' Isiraely, dia Hanoka sy Palo sy Hezrona sy Karmy; ireo no fokom-pirenen-dRobena. | Izao no loham-pianakavian' izy ireo: Zanakalahin-dRobena, lahimatoan' Israely: Henoka, Falao, Hesrona ary Karmì. Ireo no fianakavian-dRobena. | Voici leurs chefs de familles :Fils de Ruben>, premier-né d' Israël> : Hénok>, Pallu, Héçron> et Karmi> ; tels sont les clans de Ruben>. | 
| 
 | 
|  | Numbers | Fanisana na Nomery | Fanisana | Les Nombres | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Nom / Fan 26.5 | Reuben>, the eldest son of Israel>: the children of Reuben>; Hanoch>, of whom cometh the family of the Hanochites>: of Pallu, the family of the Palluites>: | Robena, lahimatoan' Isiraely; ary ny zanak' i Robena dia Hanoka sy ny fokon' ny Hanokita; avy tamin' i Palo ny fokon' ny Paloita; | Robena lahimatoan' Israely, zana-dRobena: ny fokon' ny Henokita avy tamin' i Henoka; ny fokon' ny Faloita avy tamin' i Falò; | Ruben>, premier-né d' Israël>. Les fils de Ruben> : pour Hénok>, le clan Hénokite> ; pour Pallu, le clan Palluite> ; | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Nom / Fan 26.8 | And the sons of Pallu; Eliab>. | Ary ny zanak' i Palo dia Eliaba. | Zanak' i Falò, dia Eliaba. | Les fils de Pallu : Éliab>. | 
| 
 | 
|  | 1st Book of Chronicles | 1 Tantara | Tantara I | 1er Livre des Chroniques | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 5.3 | The sons, I say, of Reuben> the firstborn of Israel> were, Hanoch>, and Pallu, Hezron>, and Carmi>. | ny zanakalahin' i Robena, lahimatoan' Isiraely, dia Hanoka sy Palo sy Hezrona ary Karmy. | Zanakalahin-dRobena lahimatoan' Israely: Enaoka, Falò, Esrona ary Karmì. | Fils de Ruben> premier-né d' Israël> : Hénok>, Pallu, Héçron>, Karmi>. |