| 
 | 
|  | Numbers | Fanisana na Nomery | Fanisana | Les Nombres | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Nom / Fan 21.30 | We have shot at them; Heshbon> is perished even unto Dibon>, and we have laid them waste even unto Nophah, which reacheth unto Medeba>. | Notifirintsika izy; ringana Hesbona hatrany Dibona; nofoanantsika izy hatrany Nofa, izay mipaka an' i Medeba. | Nolefasantsika zana-tsipìka izy ireo; Rava Hesebona hatrany Dibona, Ary nofoanantsika hatrany Nofe, Sy norehetantsika hatrany Medabà. | Mais leur postérité a été détruite depuis Heshbôn> jusqu'à Dibôn>, et nous avons mis le feu depuis Nophah et jusqu'à Médba>. |