| 
 | 
|  | Numbers | Fanisana na Nomery | Fanisana | Les Nombres | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Nom / Fan 3.33 | Of Merari> was the family of the Mahlites, and the family of the Mushites>: these are the families of Merari>. | Avy tamin' i Merary ny fokon' ny Malita sy ny fokon' ny Mosita; Ireo no fokon' i Merary. | Ny fokon' ny Moholita sy ny fokon' ny Mosita dia avy amin' i Merary, ka ireo no fokon' ny Merarita. | De Merari> relevaient le clan Mahlite et le clan Mushite>. Ce sont les clans Merarites> ; | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Nom / Fan 26.58 | These are the families of the Levites>: the family of the Libnites>, the family of the Hebronites>, the family of the Mahlites, the family of the Mushites>, the family of the Korathites>. And Kohath> begat Amram>. | Izao no fokon' i Levy: ny fokon' ny Libnita, ny fokon' ny Hebronita, ny fokon' ny Mahalita, ny fokon' ny Mosita, ny fokon' ny Koralta. Ary Kehata niteraka an' i Amrama. | Izao no fokon' i Levì: ny fokon' ny Lobnita, ny fokon' ny Hebronita, ny fokon' ny Moholita, ny fokon' ny Mosita, ary ny fokon' ny Koreita. | Voici les clans de Lévi> : le clan Libnite>, le clan Hébronite>, le clan Mahlite, le clan Mushite>, le clan Coréite>. Qehat> engendra Amram>. |