| 
 | 
|  | Genesis | Fiandohana na Genesisy | Fiandohana na Jenezy | La Genèse | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Gen / Jen 22.21 | Huz> his firstborn, and Buz> his brother, and Kemuel the father of Aram>, | dia Oza lahimatoany sy Boza lahiaivo ary Kemoela, rain' i Arama, | dia Hosa lahimatoany, Boza lahiaivo, Kamoela rain' i Arama, | son premier-né Uç>, Buz>, le frère de celui-ci, Qemuel, père d' Aram>, | 
| 
 | 
|  | Numbers | Fanisana na Nomery | Fanisana | Les Nombres | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Nom / Fan 34.24 | And the prince of the tribe of the children of Ephraim>, Kemuel the son of Shiphtan>. | ary ny lohan' ny firenena taranak' i Efraima dia Kemoela, zanak' i Siftana; | ary Kamoela izay filohany, zanak' i Seftàna amin' ny fokon ' ny zanak' i Efraima; | et pour la tribu des fils d'Éphraïm>, le prince Qemuel, fils de Shiphtân> ; | 
| 
 | 
|  | 1st Book of Chronicles | 1 Tantara | Tantara I | 1er Livre des Chroniques | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 27.17 | Of the Levites>, Hashabiah> the son of Kemuel: of the Aaronites>, Zadok>: | tamin' ny Levita dia Hasabia, zanakalahin' i Kemoela; tamin' ny Aronita dia Zadoka; | amin' ny Levita: Hasabiasa zanak' i Kamoela; amin' ny fianakavian' i Aarona, Sadaoka; | Hashabya> fils de Qemuel les Lévites>, Sadoq> les Aaronides>, |