| 
 | 
|  | Exodus | Fanafahana na Eksodosy | Fanafahana na Eksaody | L'Exode | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Eks 6.25 | And Eleazar> Aaron>' s son took him one of the daughters of Putiel to wife; and she bare him Phinehas>: these are the heads of the fathers of the Levites> according to their families. | Ary Eleazara, zanakalahin' i Arona, naka vady avy tamin' ny zanakavavin' i Potiela, dia niteraka an' i Finehasa taminy izy. Ireo no lohan' ny fianakavian' ny Levita, araka ny fokom-pireneny. | Eleazara, zanakalahin' i Aarona, nanam-bady ny anankiray amin' ny zanakavavin' i Fotiela, ka izay no niteraka an' i Finea taminy. Ireo no loham-pianakavian' ny Levita araka ny fianakaviany. | Éléazar>, fils d' Aaron>, épousa l' une des filles de Putiel, qui lui enfanta Pinhas>. Tels sont les chefs des familles des Lévites>, selon leurs clans. |