| 
 | 
|  | Genesis | Fiandohana na Genesisy | Fiandohana na Jenezy | La Genèse | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Gen / Jen 46.10 | And the sons of Simeon>; Jemuel, and Jamin>, and Ohad>, and Jachin>, and Zohar>, and Shaul> the son of a Canaanitish> woman. | Ary ny zanakalahin' i Simeona dia Jemoela sy Jamina sy Ohada sy Jakina sy Zohara ary Saoly, zanakalahin' ny vehivavy Kananita. | Zanak' i Simeona: Jamoely, Jamina, Ahoda, Jashina, Sohara ary Saola, zanak' ilay vehivavy Kananeana. | Les fils de Siméon> : Yemuel, Yamîn>, Ohad>, Yakîn>, Çohar> et Shaûl>, le fils de la Cananéenne>. | 
| 
 | 
|  | Exodus | Fanafahana na Eksodosy | Fanafahana na Eksaody | L'Exode | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Eks 6.15 | And the sons of Simeon>; Jemuel, and Jamin>, and Ohad>, and Jachin>, and Zohar>, and Shaul> the son of a Canaanitish> woman: these are the families of Simeon>. | Ary ny zanakalahin' i Simeona dia Jemoela sy Jaminasy Ohada sy Jakinasy Zohara ary Saoly, zanakalahin' ny vehivavy Kananita; ireo no fokom-pirenen' i Simeona. | Zanakalahin' i Simeona: Jamoela, Jamina, Ahoda, Jashina, Soara, ary Saola, zanakalahin' ilay vehivavy Kananeana. Ireo no fianakavian' i Simeona. | Fils de Siméon> : Yemuel, Yamîn>, Ohad>, Yakîn>, Çohar> et Shaûl>, le fils de la Cananéenne> ; tels sont les clans de Siméon>. |