| 
 | 
|  | Genesis | Fiandohana na Genesisy | Fiandohana na Jenezy | La Genèse | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Gen / Jen 23.8 | And he communed with them, saying, If it be your mind that I should bury my dead out of my sight; hear me, and intreat for me to Ephron> the son of Zohar, | dia niteny taminy ka nanao hoe: Raha sitrakareo ary ny handevenako ny fatin' ny vadiko mba tsy ho eto anatrehako, dia mihainoa ahy, ka mba iangavio kely amin' i Efrona, zanak' i Zohara, | ary nanao taminy hoe: Raha tianareo ny hanalako ny fatin' ny vadiko tsy ho eto anoloako ka handevenako azy, dia henoy aho, ary mangataha ho ahy amin' i Efrona, zanak' i Seora, | et il leur parla ainsi : Si vous consentez que j' enlève mon mort et que je l' enterre, écoutez-moi et intercédez pour moi auprès d'Éphrôn>, fils de Çohar, | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Gen / Jen 25.9 | And his sons Isaac> and Ishmael> buried him in the cave of Machpelah>, in the field of Ephron> the son of Zohar> the Hittite>, which is before Mamre>; | Ary nalevin' Isaka sy Isimaela zanany izy tao amin' ny zohy ao Makpela, tao amin' ny sahan' i Efrona, zanak' i Zohara Hetita, izay tandrifin' i Mamre, | Nalevin' Isaaka sy Ismaely zanany izy, tao amin' ny zohy any Makpela, amin' ny sahan' i Efrona, zanak' i Seora, Heteana, tandrifin' i Mambre, | Isaac> et Ismaèl>, ses fils, l' enterrèrent dans la grotte de Makpéla>, dans le champ d'Éphrôn> fils de Çohar>, le Hittite>, qui est vis-à-vis de Mambré>. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Gen / Jen 36.37 | And Samlah> died, and Saul of Rehoboth> by the river reigned in his stead. | Ary maty Samla, dia nanjaka nandimby azy Saoly avy tany Rehobota eo amoron' ny Ony. | Maty Semlà, ary Saola avy any Rohobota, amin' ny Ony, no nanjaka nandimby azy. | Samla> mourut et à sa place régna Shaûl, de Rehobot-ha-Nahar>. | 
| Gen / Jen 36.38 | And Saul died, and Baalhanan> the son of Achbor> reigned in his stead. | Ary maty Saoly, dia nanjaka nandimby azy Bala-hanana, zanak' i Akbora. | Maty Saola, ary Balanàna zanak' i Akora, no nanjaka nandimby azy. | Shaûl mourut et à sa place régna Baal-Hanân>, fils d' Akbor>. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Gen / Jen 46.10 | And the sons of Simeon>; Jemuel>, and Jamin>, and Ohad>, and Jachin>, and Zohar>, and Shaul> the son of a Canaanitish> woman. | Ary ny zanakalahin' i Simeona dia Jemoela sy Jamina sy Ohada sy Jakina sy Zohara ary Saoly, zanakalahin' ny vehivavy Kananita. | Zanak' i Simeona: Jamoely, Jamina, Ahoda, Jashina, Sohara ary Saola, zanak' ilay vehivavy Kananeana. | Les fils de Siméon> : Yemuel>, Yamîn>, Ohad>, Yakîn>, Çohar> et Shaûl>, le fils de la Cananéenne>. | 
| 
 | 
|  | Exodus | Fanafahana na Eksodosy | Fanafahana na Eksaody | L'Exode | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Eks 6.15 | And the sons of Simeon>; Jemuel>, and Jamin>, and Ohad>, and Jachin>, and Zohar, and Shaul> the son of a Canaanitish> woman: these are the families of Simeon>. | Ary ny zanakalahin' i Simeona dia Jemoela sy Jaminasy Ohada sy Jakinasy Zohara ary Saoly, zanakalahin' ny vehivavy Kananita; ireo no fokom-pirenen' i Simeona. | Zanakalahin' i Simeona: Jamoela, Jamina, Ahoda, Jashina, Soara, ary Saola, zanakalahin' ilay vehivavy Kananeana. Ireo no fianakavian' i Simeona. | Fils de Siméon> : Yemuel>, Yamîn>, Ohad>, Yakîn>, Çohar et Shaûl>, le fils de la Cananéenne> ; tels sont les clans de Siméon>. | 
| 
 | 
|  | Numbers | Fanisana na Nomery | Fanisana | Les Nombres | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Nom / Fan 1.8 | Of Issachar>; Nethaneel> the son of Zuar>. | ny avy amin' Isakara dia Netanela, zanak' i Zoara; | ny amin' Isakara: Natanaela zanak' i Soara; | Pour Issachar>, Netanéel>, fils de Çuar>. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Nom / Fan 2.5 | And those that do pitch next unto him shall be the tribe of Issachar>: and Nethaneel> the son of Zuar> shall be captain of the children of Issachar>. | Ary ny hitoby eo anilany dia ny firenen' Isakara; ary ny lohan' ny taranak' Isakara dia Netanela, zanak' i Zoara; | Ny fokon' Isakara no hitoby eo anilany. Ny filohan' ny taranak' Isakara dia Natanaela zanak' i Soara, | Campent près de lui :La tribu d' Issachar>. Prince> des fils d' Issachar> : Netanéel>, fils de Çuar>. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Nom / Fan 7.18 | On the second day Nethaneel> the son of Zuar>, prince of Issachar>, did offer: | Ary tamin' ny andro faharoa dia Netanela, zanak' i Zoara, lohan' ny taranak' Isakara, no nanatitra. | Tamin' ny andro faharoa, Natanaela zanak' i Soara, filohan' Isakara, no nanolotra ny fanatiny. | Celui qui apporta son offrande le second jour fut Netanéel>, fils de Çuar>, prince d' Issachar>. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Nom / Fan 7.23 | And for a sacrifice of peace offerings, two oxen, five rams, five he goats, five lambs of the first year: this was the offering of Nethaneel> the son of Zuar>. | ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak' ondry dimy izay iray taona; ireo no fanatitr' i Netanela, zanak' i Zoara. | ary omby roa, ondralahy dimy, osilahy dimy, zanak' ondry, dimy, efa iray taona, ho sorom-pihavanana. Ireo no fanatitr' i Natanaela zanak' i Soara. | et pour le sacrifice de communion, deux boeufs, cinq béliers, cinq boucs, cinq agneaux d' un an. Telle fut l' offrande de Netanéel>, fils de Çuar>. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Nom / Fan 10.15 | And over the host of the tribe of the children of Issachar> was Nethaneel> the son of Zuar>. | Ary Netanela, zanak' i Zoara, no mpifehy ny antokon' ny firenena taranak' Isakara. | Ny antokon' ny fokon' ny zanak' Isakara, dia nofehezin' i Natanaela zanak' i Soara; | à la tête du contingent de la tribu des fils d' Issachar> selon leurs unités, était Netanéel>, fils de Çuar> ; | 
| 
 | 
|  | 1st Book of Chronicles | 1 Tantara | Tantara I | 1er Livre des Chroniques | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 8.30 | And his firstborn son Abdon>, and Zur>, and Kish>, and Baal>, and Nadab>, | ary Abdona no lahimatoany, dia Zora, dia Kisy, dia Bala, dia Nadaba, | Abdona no zanany lahimatoa, dia Soara, Kisa, Baala, Nadaba, | son fils premier-né Abdôn>, ainsi que Çur>, Qish>, Baal>, Ner>, Nadab>, |