| 
 | 
|  | Numbers | Fanisana na Nomery | Fanisana | Les Nombres | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Nom / Fan 26.20 | And the sons of Judah> after their families were; of Shelah>, the family of the Shelanites: of Pharez>, the family of the Pharzites>: of Zerah>, the family of the Zarhites>. | Ary ny taranak' i Joda, araka ny fokony, dia izao: avy tamin' i Sela ny fokon' ny Selita; avy tamin' i Fareza ny fokon' ny Farezita; avy tamin' i Zera ny fokon' ny Zerita. | Izao no zanak' i Jodà, araka ny fokony avy: Ny fokon' ny Selaita avy tamin' i Selà; ny fokon' ny Farezita, avy tamin' i Farezy; ny fokon' ny Zareita, avy tamin' i Zare. | Les fils de Juda> devinrent des clans : pour Shéla>, le clan Shélanite ; pour Pérèç>, le clan Parçite> ; pour Zérah>, le clan Zarhite>. |