| 
 | 
|  | Genesis | Fiandohana na Genesisy | Fiandohana na Jenezy | La Genèse | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Gen / Jen 46.12 | And the sons of Judah>; Er>, and Onan>, and Shelah>, and Pharez>, and Zarah>: but Er> and Onan> died in the land of Canaan>. And the sons of Pharez> were Hezron> and Hamul. | Ary ny zanakalahin' i Joda dia Era sy Onana sy Sela sy Fareza ary Zera; ary Era sy Onana anefa dia maty tany amin' ny tany Kanana ihany. Ary ny zanakalahin' i Fareza dia Hezrona sy Hamola. | Zanak' i Jodà: Hera, Onàna, Selà, Faresa ary Zarà; fa Hera sy Onàna maty teny Kanaana. Ny zanak' i Faresa dia Hesrona sy Hamola. | Les fils de Juda> : Er>, Onân>, Shéla>, Péreç> et Zérah> mais Er> et Onân> étaient morts au pays de Canaan>, et les fils de Péreç>, Heçrôn> et Hamul. | 
| 
 | 
|  | Numbers | Fanisana na Nomery | Fanisana | Les Nombres | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Nom / Fan 26.21 | And the sons of Pharez> were; of Hezron>, the family of the Hezronites>: of Hamul, the family of the Hamulites>. | Ary ny taranak' i Fareza dia izao: avy tamin' i Hezrona ny fokon' ny Hezronita; avy tamin' i Hamola ny fokon' ny Hamolita. | Ny zanak' i Farezy dia izao: ny fokon' ny Hesronita avy tamin' i Hesrona; ny fokon' ny Hamolita avy tamin' i Hamola. | Les fils de Pérèç> furent : pour Hèçrôn>, le clan Hèçronite> ; pour Hamul, le clan Hamulite>. | 
| 
 | 
|  | 1st Book of Chronicles | 1 Tantara | Tantara I | 1er Livre des Chroniques | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 2.5 | The sons of Pharez>; Hezron>, and Hamul. | Ny zanakalahin' i Fareza dia Hezrona sy Hamola. | Zanak' i Faresa: Hesrona, sy Hamola. | Fils de Pérèç> : Heçrôn> et Hamul. |