| 
 | 
|  | Numbers | Fanisana na Nomery | Fanisana | Les Nombres | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Nom / Fan 1.11 | Of Benjamin>; Abidan> the son of Gideoni. | ny avy amin' i Benjamina dia Abidana, zanak' i Gideony; | ny amin' i Benjamina: Abidana zanak' i Jedeona; | Pour Benjamin>, Abidân>, fils de Gidéoni. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Nom / Fan 2.22 | Then the tribe of Benjamin>: and the captain of the sons of Benjamin> shall be Abidan> the son of Gideoni. | Dia vao ny firenen' i Benjamina; ary ny lohan' ny taranak' i Benjamina dia Abidana, zanak' i Gideony; | Manaraka izany, dia ny fokon' i Benjamina. Ny filohan' ny taranak' i Benjamina dia Abidàna zanak' i Jedeona, | La tribu de Benjamin>. Prince> des fils de Benjamin> : Abidân>, fils de Gidéoni. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Nom / Fan 7.60 | On the ninth day Abidan> the son of Gideoni, prince of the children of Benjamin>, offered: | Ary tamin' ny andro fahasivy dia Abidana, zanak' i Gideony, lohan' ny taranak' i Benjamina, no nanatitra. | Tamin' ny andro fahasivy an' i Abidàna zanak' i Jejeona, filohan' ny zanak' i Benjamina; | Celui qui apporta son offrande le neuvième jour fut Abidân>, fils de Gidéoni, prince des fils de Benjamin>. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Nom / Fan 7.65 | And for a sacrifice of peace offerings, two oxen, five rams, five he goats, five lambs of the first year: this was the offering of Abidan> the son of Gideoni. | ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak' ondry dimy izay iray taona; ireo no fanatitr' i Abidana, zanak' i Gideony. | ary omby roa, ondralahy dimy, osilahy dimy, zanak' ondry dimy, efa iray taona, ho sorom-pihavanana. Ireo no fanatitr' i Abidàna, zanak' i Jedeona. | et pour le sacrifice de communion, deux boeufs, cinq béliers, cinq boucs, cinq agneaux d' un an. Telle fut l' offrande d' Abidân>, fils de Gidéoni. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Nom / Fan 10.24 | And over the host of the tribe of the children of Benjamin> was Abidan> the son of Gideoni. | Ary Abidana, zanak' i Gideony, no mpifehy ny firenena taranak' i Benjamina. | ary ny antokon' ny fokon' i Benjamina dia nofehezin' i Abidana, zanak' i Jedeona. | à la tête du contingent de la tribu des fils de Benjamin> selon leurs unités, était Abidân>, fils de Gidéoni. |