| 
 | 
|  | Genesis | Fiandohana na Genesisy | Fiandohana na Jenezy | La Genèse | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Gen / Jen 46.17 | And the sons of Asher>; Jimnah>, and Ishuah>, and Isui>, and Beriah>, and Serah> their sister: and the sons of Beriah>; Heber>, and Malchiel. | Ary ny zanak' i Asera dia Jimna sy Jisva sy Jisvy sy Beria ary Sera, anabavin' ireo; ary ny zanakalahin' i Beria dia Hebera sy Malkiela. | Zanak' i Asera: Jamne, Jesoà, Jesoì, Berià, ary Sarà anabavin' ireo. Ny zanak' i Beria dia Hebera sy Melkiela. | Les fils d' Asher> : Yimna>, Yishva>, Yishvi>, Beria> et leur soeur Sérah>; les fils de Beria> : Héber> et Malkiel. | 
| 
 | 
|  | Numbers | Fanisana na Nomery | Fanisana | Les Nombres | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Nom / Fan 26.45 | Of the sons of Beriah>: of Heber>, the family of the Heberites>: of Malchiel, the family of the Malchielites>. | avy tamin' ny zanak' i Bena dia izao: avy tamin' i Hebera ny fokon' ny Heberita; avy tamin' i Malkiela ny fokon' ny Malkielita. | Avy amin' ny zanak' i Brie: ny fokon' ny Hebrita avy tamin' i Hebera; ny fokon' ny Melkielita avy tamin' i Melkiela. | Pour les fils de Béria> : pour Héber>, le clan Hébrite> ; pour Malkiel, le clan Malkiélite>. | 
| 
 | 
|  | 1st Book of Chronicles | 1 Tantara | Tantara I | 1er Livre des Chroniques | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 7.31 | And the sons of Beriah>; Heber>, and Malchiel, who is the father of Birzavith>. | Ary ny zanakalahin' i Beria dia Hebera sy Malkiela, rain' i Birzavita. | Zanakalahin' i Baria: Hebera sy Melkiela; izy no Barsaita. | Fils de Béria> : Héber> et Malkiel. C' est le père de Birzayit>. |