| 
 | 
|  | Genesis | Fiandohana na Genesisy | Fiandohana na Jenezy | La Genèse | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Gen / Jen 4.22 | And Zillah>, she also bare Tubalcain, an instructer of every artificer in brass and iron: and the sister of Tubalcain was Naamah>. | Ary Zila kosa niteraka an' i Tobala-kaina, mpanefy fiasana maranitra, na varahina na vy; ary ny anabavin' i Tobala-kaina dia Nama. | Selà kosa niteraka an' i Tobal-Kaina izay mpanefy fiasana maranitra isan-karazany na varahina na vy. Ny anaran' ny anabavin' i Tobal-Kaina dia Noema. | De son côté, Çilla> enfanta Tubal-Caïn : il fut l' ancêtre de tous les forgerons en cuivre et en fer; la soeur de Tubal-Caïn était Naama>. |