| 
 | 
|  | Genesis | Fiandohana na Genesisy | Fiandohana na Jenezy | La Genèse | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Gen / Jen 36.11 | And the sons of Eliphaz> were Teman>, Omar>, Zepho>, and Gatam, and Kenaz>. | Ary ny zanakalahin' i Elifaza dia Temana sy Omara sy Zefo sy Gatama ary Kenaza. | Ny zanakalahin' i Elifaza dia Temàna, Omara, Sefao, Gatama ary Seneza. | Les fils d'Éliphaz> furent : Témân>, Omar>, Çepho>, Gatam, Qenaz>. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Gen / Jen 36.16 | Duke> Korah>, duke Gatam, and duke Amalek>: these are the dukes that came of Eliphaz> in the land of Edom>; these were the sons of Adah>. | sy Kora loham-pireneny sy Gatama loham-pireneny ary Amaleka loham-pireneny. Ireo no loham-pireneny avy tamin' i Elifaza tany amin' ny tany Edoma; ireo no zanak' i Ada. | Kore, loham-pirenena; Gathama, loham-pirenena; Amaleka, loham-pirenena. Ireo no loham-pirenena avy amin' i Elifaza amin' i Edoma. Zanak' i Adà ireo. | le chef Gatam, le chef Amaleq>. Tels sont les chefs d'Éliphaz> au pays d'Édom>, tels sont les fils d' Ada>. | 
| 
 | 
|  | 1st Book of Chronicles | 1 Tantara | Tantara I | 1er Livre des Chroniques | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 1.36 | The sons of Eliphaz>; Teman>, and Omar>, Zephi>, and Gatam, Kenaz>, and Timna>, and Amalek>. | Ny zanak' i Elifaza dia Temana sy Omara sy Zefo sy Gatama sy Kenaza sy Timna ary Amaleka. | Zanak' i Elifaza: Temàna, Omara, Sefè, Gatàna, Seneza, Tamnà; | Fils d'Éliphaz> : Témân>, Omar>, Çephi>, Gaétam>, Qenaz>, Timna>, Amaleq>. |