| 
 | 
|  | Genesis | Fiandohana na Genesisy | Fiandohana na Jenezy | La Genèse | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Gen / Jen 36.5 | And Aholibamah> bare Jeush>, and Jaalam, and Korah>: these are the sons of Esau>, which were born unto him in the land of Canaan>. | ary Oholibama niteraka an' i Jeosy sy Jalama ary Kora. Ireo no zanak' i Esao, izay naterany tany amin' ny tany Kanana. | ary ny naterak' i Oolibamà dia Jehosy sy Ihelona ary Kore. Ireo no zanakalahin' i Esao naterany tany amin' ny tany Kanaana. | Oholibama> enfanta Yéush>, Yalam et Qorah>. Tels sont les fils d'Ésaü> qui lui naquirent au pays de Canaan>. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Gen / Jen 36.14 | And these were the sons of Aholibamah>, the daughter of Anah> the daughter of Zibeon>, Esau>' s wife: and she bare to Esau> Jeush>, and Jaalam, and Korah>. | Ary izao no zanakalahin' i Oholibama, zanakavavin' i Ana, zanakavavin' i Zibona, vadin' i Esao: niteraka an' i Jeosy sy Jalama ary Kora tamin' i Esao izy. | Ary izao no zanakalahin' i Oolibamà, zanakavavin' i Anà, zanakavavin' i Sebeona, vadin' i Esao; niteraka an' i Jehosy sy Ihelona ary Kore tamin' i Esao izy. | Voici les fils d' Oholibama>, fille d' Ana>, fils de Çibéôn>, la femme d'Ésaü> : elle lui enfanta Yéush>, Yalam et Qorah>. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Gen / Jen 36.18 | And these are the sons of Aholibamah> Esau>' s wife; duke Jeush>, duke Jaalam, duke Korah>: these were the dukes that came of Aholibamah> the daughter of Anah>, Esau>' s wife. | Ary izao no zanakalahin' i Oholibama, vadin' i Esao: Jeosy loham-pireneny sy Jalama loham-pireneny sy Kora loham-pireneny. Ireo no loham-pirenena avy tamin' i Oholibama, zanakavavin' i Ana, vadin' i Esao. | Zanakalahin' i Oolibamà, vadin' i Esao: Jehosy, loham-pirenena, Ielona, loham-pirenena; ary Kore, loham-pirenena. Ireo no loham-pirenena avy amin' i Oolibamà, zanakavavin' i Anà, sy vadin' i Esao. | Et voici les fils d' Oholibama>, la femme d'Ésaü> : le chef Yéush>, le chef Yalam, le chef Qorah>. Tels sont les chefs d' Oholibama>, fille d' Ana>, femme d'Ésaü>. | 
| 
 | 
|  | 1st Book of Chronicles | 1 Tantara | Tantara I | 1er Livre des Chroniques | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 1.35 | The sons of Esau>; Eliphaz>, Reuel>, and Jeush>, and Jaalam, and Korah>. | Ny zanakalahin' i Esao dia Elifaza sy Regoela sy Jeosy sy Jalama ary Kora. | Zanak' i Esao: Elifaza, Rahoela, Jehosa, Ihelona ary Kore. | Fils d'Ésaü> : Éliphaz>, Réuel>, Yéush>, Yalam et Qorah>. |