| 
 | 
|  | 1st Book of Chronicles | 1 Tantara | Tantara I | 1er Livre des Chroniques | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 8.38 | And Azel> had six sons, whose names are these, Azrikam>, Bocheru>, and Ishmael>, and Sheariah, and Obadiah>, and Hanan>. All these were the sons of Azel>. | Ary Azela nanana zanaka enina mirahalahy, ka izao no anarany: Azrikama sy Bokero sy Isimaela sy Searia sy Obadia ary Hanana. Ireo rehetra ireo no zanakalahin' i Azela. | Nanan-janaka enin-dahy Asela ka ireto avy no anarany: Ezrikama, Bokrao, Ismaela, Sarià, Obdià ary Hanàna: zanaka' i Asela avokoa ireo. | Açel> eut six fils dont voici les noms : Azriqam> son premier-né, puis Yishmaèl>, Shéarya, Obadya>, Hanân>. Ils étaient tous fils de Açel>. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 9.44 | And Azel> had six sons, whose names are these, Azrikam>, Bocheru>, and Ishmael>, and Sheariah, and Obadiah>, and Hanan>: these were the sons of Azel>. | Ary Azela nanana zanaka enina mirahalahy ka izao no anarany avy: Azrikama sy Bokero sy Isimaela sy Searia sy Obadia ary Hanana; ireo no zanakalahin' i Azela. | Nanan-janaka enin-dahy Asela, ka ireto no anarany avy: Ezrikama, Bokrao, Ismaela, Sarià, Obdià, ary Hanàna. Ireo no zanakalahin' i Asela. | Açel> eut six fils dont voici les noms : Azriqam>, son premier-né, Yishmaèl>, Shéarya, Obadya>, Hanân>; tels sont les fils de Açel>. |